Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa am-polo taona (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Efa am-polo taona maro izao
No nahaleo tena tononkira.serasera.org ianao
Ry gasikara tiana izao ve no fifaliana
Tany manankarena
Edena xtscoit feno volamena
Izao no mampiavaka
Feno olona mpangataka
2/ efa ampolo taon amaro izao
No nahaleotena ianao
Ry Madagasikara lova
F’inona no mba niova
Ireo sipcylu vahoaka Malagasy
Efa ela no nihafy mijaly amin’ny fiainana
Iza anefa no hitarainana
Inona no vahaolana
Toa lany andro mitari-tolona
Diso usgqavmr lalana sy tetika
Hany ka miha-milentika
Ovay ny saina
Mivavaha ka mibebaha
Ampiharo ny tenin’Andriamanitra
Fa handroso ny isam-paritra
No nahaleo tena tononkira.serasera.org ianao
Ry gasikara tiana izao ve no fifaliana
Tany manankarena
Edena xtscoit feno volamena
Izao no mampiavaka
Feno olona mpangataka
2/ efa ampolo taon amaro izao
No nahaleotena ianao
Ry Madagasikara lova
F’inona no mba niova
Ireo sipcylu vahoaka Malagasy
Efa ela no nihafy mijaly amin’ny fiainana
Iza anefa no hitarainana
Inona no vahaolana
Toa lany andro mitari-tolona
Diso usgqavmr lalana sy tetika
Hany ka miha-milentika
Ovay ny saina
Mivavaha ka mibebaha
Ampiharo ny tenin’Andriamanitra
Fa handroso ny isam-paritra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 771
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Divins
Daty : 23/02/2023 19:14
