Tsy aleo ve? (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Manorotoro ny fo tokoa
Ny mieritreritra psgzz hoe
Olona Mpiara-mivavaka
Tsy mety hifankatia)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy aleo zddtxkbz ve cmrakl mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
(Mahakivy mandrera-po
Fa toa tsy hita intsony
Ny fanehoam-boninahitra
An’Andriamanitra)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy tononkira.serasera.org aleo ve mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
Olom-boavonjyX3
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa
Ny mieritreritra psgzz hoe
Olona Mpiara-mivavaka
Tsy mety hifankatia)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy aleo zddtxkbz ve cmrakl mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
(Mahakivy mandrera-po
Fa toa tsy hita intsony
Ny fanehoam-boninahitra
An’Andriamanitra)x2
(Raha mety ka azo hatao
Tsy tononkira.serasera.org aleo ve mizara Fitia
Satria isika mpiara-dia
Olom-boavonjy)x2
Olom-boavonjyX3
A/C: Ratovonoharimampianina Henintsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 782
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 14:29
