Asandratray (Asafia Ambodihady)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Asandratray ho ygpepkd anao ry Ray)x2
Ny hira vao fa mendri-kaja Ianao
Asandratray ny Hira vao
(Hanako hatrany am-paran-tany tononkira.serasera.org )x2
Ny Hosana sy ny hiaka fiderana
Hanako ny Hosana
Ho fanehoam-pifaliana
Satria natosakao ny fitahiana
Tinafy Hery lalandava
Ny aizina nisava
Mijoro manana Anao ry Aba Ray tsy mandao
Hanompo Anao doria doria ka na hoe sanatria
Aronjona hijoro, hazera qgfumog tsy hikoa
Ho aronay Ianao ry Ray
Sedraina tsy hiraika fa hahery vaika ny halemem-paika
(Asandratray ho anao ry Ray)x2
Ny hira vao fa mendri-kaja Ianao
Asandratray ny Hira vao
(Hanako hatrany am-paran-tany )x2
Ny Hosana sy ny hiaka fiderana
Hanako ny Hosana
Ho fanavaozam-panekena
An-tsitrapo no andraisam-pamonjena
Nomenao toky ka ho sahy
Fa manana Mpiahy
Ny fanavotana nataonao ry Jesoa tsy mandao
Ambaranay etsy sy ery ka na hoe sanatria
Sakanana tsy ho tana uwqqals hizara hazavana
Aok'izay ny tahotray
Rahonan-tsy hikoa vao mainka aza moa
Ambaranay Jesoa.
A/C: Andriamiadamahatratra Miharilaza

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafia AmbodihadyVangy : 832
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tsikinavalona
Daty : 15/11/2022 14:08