Voavela heloka (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny hatsaran'ny famindram-ponao Andriamanitra ô
Mialoka eo ambany elatrao ny zanakao, Voky ao an tratranao
Ny mason'ny oaxwjr mino izay matoky Anao, no mahita (sy mandray) Anao
Reo miaiky ny otany sy mamboraka izany,dia voavela ny helony

FIV-Sambatra ianao raha  voavela heloka, miaina ny hatsarany  tsiron'izany
Omban'ny aretorzt fifaliana ianao ka maivana avokoa
Fiainam-baovao no omeny ho anao, tononkira.serasera.org maharitra mandrakizay
Voavonjy re ianao satria VOAVELA HELOKA (ianao)

Mankanesa aty amiko ianareo,miasa fatratra
Fa Izy no hanome  anareo, fitsaharana
Omeo Azy izay cmixe tsy zakanao,fa ho entiny,
Manana finoana fa ho itanao,ny Voninahiny

A/C:Berova
Février 2018

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 363
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 02/12/2024 15:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325