Omeo fo madio (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Jesosy be fiantra, iantrao re izahay
Fa voagejan’ny lay ratsy , izahay mpanomponao
Mba omeo xusilyf fo madio hanjakan’ny teninao
Mba hahaizanay ifampiantra ka hiara hidera Anao
Ampangino re ry Tompo izay tsy avy aminao
Fa ny teninao ihany no hanjaka amponay
Izay rehetra xfrxyb sitrakao ry Tompo enga anie hanjaka eto an-tany
Ka Ianao irery ihany no itokianay
2-Ry Jesosy wtfotzg be fitia mihainoa ny hatakay
Ampianaro hifankatia sy mba ho mpamindrafo koa
Mba hiara-dia hatrany hifandray am-po tokoa
Mba hahaizanay ifankatia ka hiara hanompo Anao
A/C : tononkira.serasera.org Stephan
Mars 2025

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 280
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 14/06/2025 08:49