ILAY HOLATRA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dauexf Ny holatra navelan'ilay lay fantsika
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho xyopku anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona tononkira.serasera.org indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray swzn anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
teo amin'ny tanany sy ny tongony
No namonjeny ahy sy ho xyopku anao
Voasatrotsilo anie ny lohany
Noho iza moa, saino ihany re
Fa fitiavan-dehibe
FIV: Jesosy ihany nahavitan'izany
Nanolotra ny aiNY nisolo ahy
K'inona tononkira.serasera.org indray re no andrasanao
Ny tanan'IZY Tompo no handray swzn anao
Na inona na inona mandalo amin'ny fiainanao
Dia fantany zay hasoa anao
Ka matokia, Azy
Ka lay finoana efa nanananao, nde hatanjao
Fa ny ràny anie, nomeny
Famindram-po
A/C: Berova
Mars 2023
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 513
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 09/11/2024 19:26
