HIHIRA AHO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihira aho,hira ho anao humf Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao eidnyw dia nandositra tsy sahy,ka dera sy tononkira.serasera.org laza xtcvyx ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL 1
-2012-
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Ho faly sy ho ravo anie ny foko
Fa fahagagana lehibe no nasehonao ahy
Satria ‘lay satana fahavaloko
Nahita ny herinao eidnyw dia nandositra tsy sahy,ka dera sy tononkira.serasera.org laza xtcvyx ary voninahitra ho Anao lay mpamonjy tia ahy
Hihira aho,hira ho anao Jeso,
Hidera aho sy hankalaza koa
Atolotro Anao,ny Voninahitra
Misaotra Anao zahay Jeso
Ny foko,ny fianaiko sy fanahiko
Hanompo Anao raha mbola miana koa
Hihira Aho!
A/C: Falison Jersin
VOL 1
-2012-
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 678
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 25/10/2023 16:44
