BANJINO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
giktwwy Manoloana ny wquhue fandrika ataon’ny satana aminao
Jesosy no banjino fa ho resy mora izany
Feno fahavalo sy ratsy fanahy manodidina anao
Hitsapan’ny Tompo ny finoana anatinao
Koa miantso cdkbvvxn ny olona na hijery Azy ny Tompo
Satria Izy no mitondra famonjena
Aza miherika intsony re ianao
Jereo ny fanavotana nataony anao
Nokapoina, nohomboina tononkira.serasera.org nefa dia tsy meloka
JESOSY IRERY no famonjena ho anao
ASAFA
Aprily 2017
A/C : Berova
Jesosy no banjino fa ho resy mora izany
Feno fahavalo sy ratsy fanahy manodidina anao
Hitsapan’ny Tompo ny finoana anatinao
Koa miantso cdkbvvxn ny olona na hijery Azy ny Tompo
Satria Izy no mitondra famonjena
Aza miherika intsony re ianao
Jereo ny fanavotana nataony anao
Nokapoina, nohomboina tononkira.serasera.org nefa dia tsy meloka
JESOSY IRERY no famonjena ho anao
ASAFA
Aprily 2017
A/C : Berova
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 555
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 25/10/2023 16:35
