Hifòny Amin'Ny Ray (Asafa KTLM Benivary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Injany reko misy feo mibitsika
Mibitsika mangina , anatin'ny foko ao
Maniraka ahy Hitory, maniraka hiantso anao
Andao re miverena ao amin'Ilay Ray
Ireo filibàna maro, hadalàna jhkqwl
Fanaon'ny ety antany, mandalo ihany izany
Raha izay hoe rendrarendra no hianteheranao
Satana no hitsena miovà re dien'izao
Refrain
Ka raha mbola misy re, fotoana hibebahana
Ndeha re hiverina Amin-dRay wjpmoub sao ka ho tara Mibebaha
Miovà re ka andeha hialao, guye ireo fahotanao
Ireo haratsiana vitanao ento eo Amin'ny Ray
Hifòny Amin'Ilay Ray, hifòny dien'izao
Mbola misy ny fotoana sao sanatria
Ho neninao
2- tononkira.serasera.org Ka raiso re Ny Tompo, izao anio izao
Fa tsy hay anie izay hitranga aorian'izao ora izao
Miangavy mba henoy re, mba voahay ny fonao
Fa indro mandondòna ao Ilay Mpamonjinao
Ario ireo haratsiana, ario any avokoa
Ireo Sampy, Ody ratsy hialao fa tsy mahasoa
Raha ireo no hitokianao, mba ho aiza ny Fanahy
Hanenina any aoriana, manafatra aho izao
Refrain ........

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Asafa KTLM BenivaryVangy : 422
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : SainaRH
Daty : 13/06/2025 20:34