Fenoy (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo tononkira.serasera.org ô! fanirianay hatrany
Ny ho mendrika oyifm mandrakariva
Eo anatrehanao
Koa fenoy fahendrena izahay
Ahay hanetritena eo aminao

Brd:
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo fakam-panafy
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo bzfc fakam-panafy

Isan'andininy
Omeo fo feno fitiavana
Omeo saina feno fanetretena
Avy aminao ry Tompo be fahasoavana
Be fitiavana
Fa Ianao no nahatoy izao anay
Ry Tompo tia anay
Havaozy indray no rrnbgzq fo
ho fo vaovao
Fanahy Masin'ny Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA Andravoahangy Fivavahana
Hits : 1630
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285