Fenoy (ASAFA Andravoahangy Fivavahana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! fanirianay tononkira.serasera.org hatrany
Ny ho mendrika mandrakariva
Eo anatrehanao
Koa fenoy fahendrena izahay
Ahay hanetritena eo aminao
Brd:
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo fakam-panafy
Tolory fahalala xubthm marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo fakam-panafy
Isan'andininy
Omeo fo feno fitiavana
Omeo saina feno fanetretena
Avy aminao ry Tompo be fahasoavana
Be fitiavana
Fa Ianao no nahatoy izao anay
Ry yzlk Tompo tia anay
Havaozy indray no fo
ho zenyn fo vaovao
Fanahy Masin'ny Ray
Ny ho mendrika mandrakariva
Eo anatrehanao
Koa fenoy fahendrena izahay
Ahay hanetritena eo aminao
Brd:
Tolory fahalala marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo fakam-panafy
Tolory fahalala xubthm marina sy tsara izahay
Dia alaviro ireo fakam-panafy
Isan'andininy
Omeo fo feno fitiavana
Omeo saina feno fanetretena
Avy aminao ry Tompo be fahasoavana
Be fitiavana
Fa Ianao no nahatoy izao anay
Ry yzlk Tompo tia anay
Havaozy indray no fo
ho zenyn fo vaovao
Fanahy Masin'ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA Andravoahangy FivavahanaHits : 1782
Likes : 0 Like
Created by : asafaworsh
Date : 29/10/2015 18:14
