Tokantrano soa (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na miadiady izay roa,
Mifamela ihany koa
Na mifamaly izay roa,
Tsy hifanao andolom-po
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Tokantrano soa,
Tsy mba miovaova
Izay oiavkm rehetra natao,
Dia teo foana ianao
Tsy mba nandao opwreb ho ahy irery,
Fa tokantrano soa
Mijoro foana foana hatramin'izay
Fa izahay tsy ho rava,
Na illwm dia maro mpankahala
Ny fiainanay dia mizotra,
Tokantrano sambatra
Ny fototra tononkira.serasera.org hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Fa tokantrano soa, dia mamy tokoa
Ny fiainanay

--------
Lien: