Tokantrano soa (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na miadiady vywmnt izay roa,
Mifamela ihany koa
Na mifamaly izay roa,
Tsy hifanao andolom-po
Ny mvtrgc tasspvj fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Tokantrano soa,
Tsy mba miovaova
Izay rehetra natao,
Dia teo foana ianao
Tsy mba nandao ho ahy irery,
Fa tokantrano soa
Mijoro foana foana hatramin'izay
Fa izahay tsy tononkira.serasera.org ho rava,
Na dia maro mpankahala
Ny fiainanay dia mizotra,
Tokantrano sambatra
Ny fototra hiorenan'ny fitiavantsika roa
Dia toy ny vato mafy orina tsy mba mety ho lo
Ref:
Fa tokantrano soa, dia mamy tokoa
Ny fiainanay

--------
Link: