VAVAKA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo am-pelatananao ry Ray
Ny asa manahirana ahy isan’andro
Arovy mba tsy ho solafaka eo
Am-piatrehana ny adidy maro     ranoll     bis
Tsy maintsy hozakaina
‘Zay matoky Anao tsy mba very
‘Zay mino Anao tsy irery e ! e ! lbyrkmkg e!
(Lavitra e !)bis, lavitra ibbkbf ny dia e !
Mila ny Fanahinao Mpankahery     bis
Atolotro ho Anao ry Ray ny hasasaranay
Mba ho onotry ny fanavotanao anay
Ho endriky ny lalana nodiavinao
Fa iny hiraikitra ao amp-po     tononkira.serasera.org     bis
Tsy hadinoinay Fitiavana mandrakizay.

A/C: RAJERY Germain (Rajery Valiha)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0588