RAINAY - APKM (Mi) (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo, Ianao Ilay nilaza hoe : “Raha misy roa na telo
Mivory vukj noho ny Amiko dia ho eo afovoany Aho”
Tompo, Ianao koa Ilay nampianatra anay hangataka amin’ny Ray
Koa tsy hisalasala àry izahay hanandratra vavaka
Dia tonom-bavaka iray
“Rainay any an-danitra ô! Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao, hotanteraka anie kqbdz ny Sitraponao
Etỳ an-tany tahaka wmscnyyj ny any an-danitra,
Omeo anay anio ny haninay isan’andro
Avelao ny fahotanay, tahaka ny hamelànay ‘zay nanao ratsy taminay
Aza avelanao ho azon’ny fitaoman-dratsy izahay
Fa manafaha anay amin’ny ratsy – Fa manafaha anay (Beso)
Fa manafaha anay amin’ny ratsy
F’Anao ny Fanjakana tononkira.serasera.org sy ny Hery
Anao ny Voninahitra mandrakizay”

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 545
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RABEHAVANANA
Daty : 28/12/2023 09:23