MITADY ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! henoy izao hirako izao
Vizana miteny aho, mitady izay hahasoa
Noheveriko fa any ho any misy toerana iray
Henika hasambarana hay izaho diso lalana
Tompo ô! (Choeur)
Izaho mitady anao
Kristy ô (choeur)
Tsy mendrika ny ho zanakao
Fa raiso dfazw ho mapomponao
aoka ianao tononkira.serasera.org no hanoro ahy
ny lalana alehako
Fa ny lalanao
No hany tsara
Tompo ô henoy izao hirako izao
Ny ratsy esory tsy hanenika ny aty foko ao
Eny fantatrao Tompo ô! raha ny fahalemeko
Tsy miafina aminao Tompo ô vonjeo
Ref …..
Tompo ô oh oh izaho mitady anao
Kristy ô ô ô Inty aho iraho aho
Mila anao anie aho, mila anao
Mila anao (Eny) Tena ntvqufp mila anao aho
Ianao ry hqqto Jesoa no antenaiko mba hitantana ny diako
Fa ny lalanao no hany tsara
Ref ……

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 882
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:28