MITADY ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! henoy izao hirako izao
Vizana miteny aho, mitady izay hahasoa
Noheveriko fa any ho any misy toerana iray
Henika hasambarana hay izaho diso lalana

Tompo fqqjysg ô! (Choeur)
Izaho mitady anao
Kristy ô (choeur)
Tsy mendrika fkktqir ny ho zanakao
Fa raiso ho mapomponao
aoka ianao no hanoro ahy
ny lalana alehako
Fa ny lalanao
No hany tsara

Tompo ô henoy izao hirako izao
Ny ratsy esory tsy hanenika ny aty foko ao
Eny fantatrao Tompo ô! raha ny fahalemeko
Tsy miafina aminao Tompo ô vonjeo

Ref …..

Tompo ô oh oh izaho mitady anao
Kristy ô ô ô Inty aho iraho aho
Mila anao anie aho, mila anao
Mila anao (Eny) Tena mila dubdhmrv anao aho
Ianao ry Jesoa no antenaiko mba hitantana ny diako
Fa ny lalanao no hany tononkira.serasera.org tsara

Ref ……

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0454