MITADY ANAO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! henoy izao hirako izaoVizana miteny aho, mitady izay hahasoa
Noheveriko fa any ho any misy toerana iray
Henika hasambarana hay izaho diso lalana
Tompo ô! (Choeur)
Izaho mitady anao
Kristy ô (choeur)
Tsy mendrika ny ho zanakao
Fa raiso ho mapomponao
aoka ianao no hanoro ahy
ny lalana alehako
Fa ny lalanao
No hany tsara
Tompo ô henoy izao hirako izao
Ny ratsy esory tsy hanenika ny aty foko ao
Eny fantatrao Tompo ô! raha ny fahalemeko
Tsy miafina aminao Tompo ô vonjeo
Ref …..
Tompo ô oh oh izaho mitady anao
Kristy ô ô ô Inty aho iraho aho
Mila anao anie aho, mila anao
Mila anao (Eny) Tena mila anao aho
Ianao ry Jesoa no antenaiko mba hitantana ny diako
Fa ny lalanao no hany tsara
Ref ……
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 327
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:28