EFA ELA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela no naseho ho hitanao tononkira.serasera.org
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana mfmg anao
Aiza ianao zgvvsoh ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana kljuvio ety
Ô ! modia
Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao
Ny famonjen’i Kristy
Efa notoriana taminao izany hatrizay
Efa niova ve sa mbola mikiry ihany
Efa akaiky ny andro hitsarana mfmg anao
Aiza ianao zgvvsoh ?
Miandry anao hiverina
Aiza ianao ?
Ilay Tompo tia anao
Aiza ianao ?
Aza dia variana kljuvio ety
Ô ! modia
Efa ela no niantso anao isan’andro
‘Lay Jesoa Kristy niantso anao
Hiala amin’ny fahotana vitanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1262
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 20/01/2023 09:12
