AMIN'ITY TAONA ITY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'ty taona 'ty mba mangataka izahay Jesoa ôMba hifankatia, hifankatia tokoa e!
Fa ny didinao, ny didinao dia efa mipetraka
Efa mipetraka ka mangataka izahay e!
Amin'ty taona 'ty, amin'ty taona 'ty !
Ny adiady, fongory re azafady
Ny olon-drehetra hanao tarigetra
Hifanolotra fitia, tsy hiatsara-velatsihy
Ref: Tsotra dia tsotra ny mifankatia
Tsy zavatra sarotra ny mafinkatia
Manokatra fo amin'ny olon-drehetra
Izay dia ampy hahazoa fitia
Tsory ny tanantsika mba hifandray
Sokafy ny fontsika, aza avela hihidy
Tsy saroatra akory anie ny mifankatia
Fa ny avonavona e, tsy hitondra mankaiza.
A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 1378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bitrodia
Daty : 29/01/2019 22:36