NY FAHASOAVANA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fahasoavan'i Jesoa Kristy
No naha toa gblg izao anay
Ny Herin'ny Tsitoha miasa tokoa
Niaro sy nanohana anay
Fa nisy ny zava-nihatra tety
Kanefa tsy kivy na ketraka re
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
Ny andro rehetra nomeny anao
Hapetraka eo Aminy
Fa jesoa Irery no hany kjcyjrlb mahay
Izay mahasoa ny tononkira.serasera.org riscbs fiainanao
Ianao mihaino manatrika izao
Matoa ianao mbola manandram-peo
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
No naha toa gblg izao anay
Ny Herin'ny Tsitoha miasa tokoa
Niaro sy nanohana anay
Fa nisy ny zava-nihatra tety
Kanefa tsy kivy na ketraka re
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
Ny andro rehetra nomeny anao
Hapetraka eo Aminy
Fa jesoa Irery no hany kjcyjrlb mahay
Izay mahasoa ny tononkira.serasera.org riscbs fiainanao
Ianao mihaino manatrika izao
Matoa ianao mbola manandram-peo
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 983
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 22/09/2022 20:13
