NY FAHASOAVANA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fahasoavan'i Jesoa Kristy
No naha toa izao abpbyg anay
Ny Herin'ny Tsitoha miasa tokoa
Niaro sy nanohana anay
Fa nisy ny zava-nihatra tety
Kanefa tsy kivy na ketraka re
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
Ny andro tononkira.serasera.org rehetra nomeny anao
Hapetraka eo Aminy
Fa bktac jesoa Irery no hany mahay
Izay mahasoa nbjq ny fiainanao
Ianao mihaino manatrika izao
Matoa ianao mbola manandram-peo
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
No naha toa izao abpbyg anay
Ny Herin'ny Tsitoha miasa tokoa
Niaro sy nanohana anay
Fa nisy ny zava-nihatra tety
Kanefa tsy kivy na ketraka re
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
Ny andro tononkira.serasera.org rehetra nomeny anao
Hapetraka eo Aminy
Fa bktac jesoa Irery no hany mahay
Izay mahasoa nbjq ny fiainanao
Ianao mihaino manatrika izao
Matoa ianao mbola manandram-peo
Jesoa no nitahy nanentana anay
Hitory ny fitiavany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 947
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 22/09/2022 20:13
