Sitrako (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrako ny mankalaza anao (ry Ray ô)
Ry Andriamanitro duyzwl mpanjaka ô (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany
Sitrako ny misaotra anao (ry Ray ô)
Isan’andro isan’ora (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay kfgdbhk voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x2)
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka pkmysoc ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x3)
tononkira.serasera.org
Ry Andriamanitro duyzwl mpanjaka ô (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany
Sitrako ny misaotra anao (ry Ray ô)
Isan’andro isan’ora (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay kfgdbhk voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x2)
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka pkmysoc ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x3)
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVisites : 376
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : andryangelove
Date : 11/02/2025 13:54
