Sitrako (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sitrako tononkira.serasera.org ny mankalaza anao (ry Ray ô)
Ry Andriamanitro mpanjaka ô (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany
Sitrako ny misaotra unpjdcpx anao (ry Ray ô)
Isan’andro isan’ora (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana aoqd rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x2)
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay trwrrov voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x3)
Ry Andriamanitro mpanjaka ô (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany
Sitrako ny misaotra unpjdcpx anao (ry Ray ô)
Isan’andro isan’ora (mpanjaka ô)
Sy ny mankalaza ny anaranao
Mandrakizay doria
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana aoqd rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x2)
Ref :
Lehibe Iaveh ka mendrika
Ny fiderana rehetra
Ary tsy takatry ny saina
Ny fahalehibeazany (x2)
(Ouououou)
Iaveh manafaka izay trwrrov voababo
Iaveh manasitrana ny jamba
Iaveh mampitraka ny mitanondrika
Iaveh tia ny marina (x3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 330
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 11/02/2025 13:54
