'Ndao hiara-dia (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andao isika hiaradia e !
Ho ao antranon-dRay isika e !
Hiaraka hankalaza koa
Hankalaza ny fitiavany


Isika ratsam-batana e !
‘Ndao hifanohatohana
An-tranobe hiombonana
Fa olo raika antsika e !


Haka mamy fiombonana e !
Ho tononkira.serasera.org tia fiaraha-monina
Hiara-dia, hifankatia
Miandrandra, fanasana e nwmraq !


Fiv :
Avia, mitsangana andao fikpr hiaraka
F’antsoiny koa ianao, k’aza matahotra
Na iza ianao, lbef na igno toerana misy anao
Tiany ka nofidiany e !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351