Feno hasoavana! (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maria ô, Sambatra Ianao
F’efa antsoin’ny taranaka rehetra hoe : Sambatra,
Masina, Feno Hasoavana ! Maria
Maria zkriq ô,
Tsy nohazoninao irery
Tao an-kibonao
Ny tntxtuu Vaovao Mahafaly
Nozarainao tamin’ny tononkira.serasera.org hafa
« Feno Hasoavana »
Maria ô, Feno Hasoavana
Maria ô,
Tsy andrinao jzyoudp akory ilay andro
Hiterahana ilay Masina Indrindra
Tsy nahalala fitiavan-tena Ianao
« Feno Hasoavana »
Maria ô, Feno Hasoavana
Maria ô,
Ampio, izahay mba hiala
Amin’ny fitiavan-tena
Fitiavam-bola
Fitiavam-boninahitra
Filan-dratsy mandrendrika
Maria ô, Feno Hasoavana
F’efa antsoin’ny taranaka rehetra hoe : Sambatra,
Masina, Feno Hasoavana ! Maria
Maria zkriq ô,
Tsy nohazoninao irery
Tao an-kibonao
Ny tntxtuu Vaovao Mahafaly
Nozarainao tamin’ny tononkira.serasera.org hafa
« Feno Hasoavana »
Maria ô, Feno Hasoavana
Maria ô,
Tsy andrinao jzyoudp akory ilay andro
Hiterahana ilay Masina Indrindra
Tsy nahalala fitiavan-tena Ianao
« Feno Hasoavana »
Maria ô, Feno Hasoavana
Maria ô,
Ampio, izahay mba hiala
Amin’ny fitiavan-tena
Fitiavam-bola
Fitiavam-boninahitra
Filan-dratsy mandrendrika
Maria ô, Feno Hasoavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 743
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 31/01/2024 08:22
