Antso fanomezana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fanomezan-tsarobidy
Ho anay tokoa
Ny niantsoanao anay ry Jesoa
Fanomezan-dehibe sy tena ngeza
Tolotra masina sady mateza
Ref :
Ka misaotra re (beso)
Saotra no atolotray
Mankalaza sy miderao anao
Nohon’ny fahambonianao
Ka misaotra niantso anay
Jesoa misaotra e
2- Tsy mba hoe noho ny fahamendrehanay
Fa noho msnm ianao nifidy anay
Satria tia anay tokoa ianao
Ka nanokana anay mba ho mgdvuk anao
3- Fanomezana tsy tononkira.serasera.org takatry ny oznuk saina
Satria ny herinay anie dia kely
Fanomezan-tsarobidy sy rakitsoa
Ka hany finiavanay Kristy Jesoa ô
Dia misaotra re…
Ho anay tokoa
Ny niantsoanao anay ry Jesoa
Fanomezan-dehibe sy tena ngeza
Tolotra masina sady mateza
Ref :
Ka misaotra re (beso)
Saotra no atolotray
Mankalaza sy miderao anao
Nohon’ny fahambonianao
Ka misaotra niantso anay
Jesoa misaotra e
2- Tsy mba hoe noho ny fahamendrehanay
Fa noho msnm ianao nifidy anay
Satria tia anay tokoa ianao
Ka nanokana anay mba ho mgdvuk anao
3- Fanomezana tsy tononkira.serasera.org takatry ny oznuk saina
Satria ny herinay anie dia kely
Fanomezan-tsarobidy sy rakitsoa
Ka hany finiavanay Kristy Jesoa ô
Dia misaotra re…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 31/01/2024 14:24
