Antso fanomezana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Fanomezan-tsarobidy
Ho anay tokoa
Ny niantsoanao anay ry Jesoa
Fanomezan-dehibe sy tena ngeza
Tolotra masina gqqkr sady mateza
Ref :
Ka misaotra re (beso)
Saotra no tononkira.serasera.org atolotray
Mankalaza sy miderao anao
Nohon’ny fahambonianao
Ka misaotra niantso anay
Jesoa misaotra e
2- Tsy mba hoe noho ny fahamendrehanay
Fa noho ianao nifidy anay
Satria tia anay tokoa ianao
Ka nanokana anay fvskn mba ho anao
3- uzhhydkr Fanomezana tsy takatry ny saina
Satria ny herinay anie dia kely
Fanomezan-tsarobidy sy rakitsoa
Ka hany finiavanay Kristy Jesoa ô
Dia misaotra re…
Ho anay tokoa
Ny niantsoanao anay ry Jesoa
Fanomezan-dehibe sy tena ngeza
Tolotra masina gqqkr sady mateza
Ref :
Ka misaotra re (beso)
Saotra no tononkira.serasera.org atolotray
Mankalaza sy miderao anao
Nohon’ny fahambonianao
Ka misaotra niantso anay
Jesoa misaotra e
2- Tsy mba hoe noho ny fahamendrehanay
Fa noho ianao nifidy anay
Satria tia anay tokoa ianao
Ka nanokana anay fvskn mba ho anao
3- uzhhydkr Fanomezana tsy takatry ny saina
Satria ny herinay anie dia kely
Fanomezan-tsarobidy sy rakitsoa
Ka hany finiavanay Kristy Jesoa ô
Dia misaotra re…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 694
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 31/01/2024 14:24
