FOIKO HO ANAO (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

Fanompoako anao Jesoa malala o,
No hamenoako ny  fiainako
Tsy hikendreko tombotsoa sy laza
Ny asa  saiko sy ny  tanako...
ireo mba  hany  kely vitako Ray o
Raiso fa fanati-tsitrampo
Tsy hilàko tambiny na kely aza ireo.
FOIKO HO ANAO tokoa toktononkira.serasera.orgoa.

Raha ny vola sy ny  haren'ny tany
Tsy azoko antenaina fa malia
Zavam-poana Mora lany ihany,
moa tsy sitrakao ry Tompo tia
Ka ny  adivarotro Aminao Ray o
Tano aho ho Madio am-po
Na tsy mendrika aza izao sy NY amiko.
FOIKO HO ANAO tokoa tokoa
Akafa Ambatolampy vol:1

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Mpamaky : 296
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : antsanny
Tamin'ny : 24/07/2018 12:57:29
ID : 10784

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo