Ny fiainako (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na na na ...............................
Ny fiainako eto an-tany feno tsiky sy tomany.
Nefa toa zaka ihany
Satria ianao tononkira.serasera.org miaro ahy swfu hatrany.
Na inona manjo ahy,na tsara io na ratsy,
Dia ataoko fifaliana,fa FITIAVANA ahy...
na na na .............................
Fantatro fa eo fgje Ianao,
Na dia tsy hitan’ny masoko aza
Ianao miaro sy manohana ahy.
Tsapako fa ianao bcqcudkm be fitiavana,fitiavana amiko.
Ka na dia solafaka aho,tohananao.
Na dia resy aza ovainao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 7996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lotus
Daty : 06/11/2005 14:10