fahefana (Antsa an'i Kristy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oeoqffdf FAHEFANA
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
szub hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
outqoher raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
hatrany lavitra angaha ianao
tononkira.serasera.org dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
Tsindrim-peo kely monja
dia ampy hanoina anao
miaka-peo mampiseo
fa manam-pahefana ianao
fahefana anananao
dia indro hireharehavanao (hatrany o)
mihevitena ambony ianao kinanjo
ambany ny fisainanao
Tebiteby lava izao
miandry vao mifoha ianao
szub hisaintsaina avy hatrany
izay andrapaka androany indray
outqoher raha manana olana iray
miangavy tompom-pahefana
hatrany lavitra angaha ianao
tononkira.serasera.org dia indro havezivezy tsotra izao
Jeso Tompo no nanambara
voasoratra io mba ho tanatara
tsy tiany ny hanafintohina
ireo madinika mino azy
manetry tena dia hasandratra
manandra -tena dia ahetry
hatrany an-danitra
ety an-tany, dia JESO
tompom-pahefana hatrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsa an'i KristyVangy : 5342
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rahima
Daty : 29/12/2004 00:48
