Ampidiro aloha ny tenimiafina
Matokia, miravoa (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tompo soa indrindra sy lavorary
Nanetri-tena nidina ety an-tany
Hitondra famonjena sy hazavana
Hizara hafaliana sy fitiavana (2fois)
vgyvfn
Ref:
Matokia miravoa Tonga Ny Tmpo nefis soa.
Mesia 'lay nantenaina hanavotra ny aina
Noely noely, noely noely !
Gloria in excelsis deo !
2- Alao hery ny dia ka malakia
Ndeha Hiara hioby ilay Mesia,
Mpanjakan'izao tontolo izao
Alao hery ny dia ary matokia (2fois)
3- Ndeha hanampy ny tononkira.serasera.org hobin'ny ny anjely
Sy ireo mpiandry ondry maro be
Mientana fo sy bked hafaliana
Mitafy hery vao ka roso ny dia (2fois)
Nanetri-tena nidina ety an-tany
Hitondra famonjena sy hazavana
Hizara hafaliana sy fitiavana (2fois)
vgyvfn
Ref:
Matokia miravoa Tonga Ny Tmpo nefis soa.
Mesia 'lay nantenaina hanavotra ny aina
Noely noely, noely noely !
Gloria in excelsis deo !
2- Alao hery ny dia ka malakia
Ndeha Hiara hioby ilay Mesia,
Mpanjakan'izao tontolo izao
Alao hery ny dia ary matokia (2fois)
3- Ndeha hanampy ny tononkira.serasera.org hobin'ny ny anjely
Sy ireo mpiandry ondry maro be
Mientana fo sy bked hafaliana
Mitafy hery vao ka roso ny dia (2fois)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Vetson'i SionaVisites : 1899
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : prydzeric0
Date : 16/12/2017 10:29
