ANDAO HIDERA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany misy tononkira.serasera.org feo manako fatratra
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona njlje ahy tsy ho laviko umenbel mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy xsucz no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
Miantso any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny atson’i Tsitoha
Izay manantona njlje ahy tsy ho laviko umenbel mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy xsucz no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 1564
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
