ANDAO HIDERA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Injany misy feo manako fatratra
Miantso clqkg any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, wpukerg miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny ruzh atson’i Tsitoha
Izay manantona tononkira.serasera.org ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
Miantso clqkg any an’efitra any ho any
Mibitsika mangina mikopaka izany
Miantso ahy, wpukerg miantso anao koa
Fi: Miandry andraso foana ve
Vao afaka hanoa
Nefa indro izao ny ruzh atson’i Tsitoha
Izay manantona tononkira.serasera.org ahy tsy ho laviko mihitsy
Koa handao hidera hanao hoe: Amen!
2-Indro miandry eo am-baravarana
Jesosy zoky hitsena antsika
Izy no efa tanjona hifanarahana
Ka faingana malakia re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 1563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:48
