Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA HO AIZA NY LANITRA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv wemzei :Aiza ho aiza ny lanitra misy anao ô ry olombelona ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza zlonhwfr ho aiza no sncjswld misy anao
tononkira.serasera.org
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza zlonhwfr ho aiza no sncjswld misy anao
tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 1788
Likes : 0 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
