AIZA HO AIZA NY LANITRA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :Aiza ho aiza ny lanitra misy anao ô ry olombelona gbeleky ô
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana nbdqkilo tononkira.serasera.org no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no ekibz misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
Efa mby ao anatiny sa variana eny ivelany
Fitoerna soa no efa voaman’ny Tompo Jesosy ao
Koa aiza ny lanitra no misy anao
1-Paradisa vaovao
Feno fiadanana nbdqkilo tononkira.serasera.org no hita ao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
2-Mba hevero zay toetranao
Sy izay asa vitanao hatrizay
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no ekibz misy anao
3-Tsy misy afaka mankao
Raha tsy efa nandray fo vaovao
Ka meteza handinika ao
Aiza ho aiza no misy anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVisites : 1736
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:48
