Ny Sambonay (Antoko Mpihira EZRAHITA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino izahay f'Ianao ry Tompo no miantso izao
Mino izahay f'Ianao ry Jeso no mitarika anay
Na aiza aleha na inona atao matoky Anao izahay
Na misy rivotra na onjan-drano
Ho tonga ilay sambonay
Mbola lavitra anefa ny dia
Mandroso mandroso hatrany
Tsy mbola tazana raha miala ety
Izay ahatongavana any
Nefa dia mino matoky izahay
F'Ianao tsy mba mandao ry Ray
Ka ny finoana sy fanantenana
Ho tonga ilay cjjzyx sambonay
Ny teninao no ampinga tsara izay ho entinay
Ny teninao no he mampahery raha vao kivy indraindray
Ampionao sy hatanjaho izao uorityxo mpanomponao izao
Na ady sarotra latsa sy eso
Ho tonga ilay sambonay xkivitbk tononkira.serasera.org

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira EZRAHITAHits : 2579
Likes : 0 Like
Created by : tasnapiso
Date : 26/02/2014 12:03