OMEM-BONINAHITRA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
He! taona maro izay no lasa niainanay
Nanandratanay avo ny Anaranao ry Ray
Ka niboiboika fiderana re ny molotray
Fa ny didinao no nampianarinao anay
Koa Ianao ry Ray Mpahary
Izay nihavian'izao rehetra izao
Ianao 'lay nihazona hatrany
Omem-boninahitra mandrakizay Ianao
Izao anio izao indrindra taom-pankalazana
Izay natokana hanandratana ny Hosana
Hiredonanay ny Antema sy Hira fiderana
Hanehoanay fa Ianao no mbola nomba sy nitàna
Koa Ianao ry Ray Mpahary
Izay nihavian'izao rehetra izao
Ianao 'lay nihazona hatrany
Omem-boninahitra mandrakizay Ianao
Na ny anio, na ny omaly, eny ny xspuy hoavy koa
Hatokanay ho fiderana Anao Ray Tsitoha
Ka ireo andro sisa rehetra izay mbola tononkira.serasera.org omenao
Irianay ho eo an-tànanao, raiso Tompo hanjakao
Koa Ianao ry Ray Mpahary
Izay nihavian'izao rehetra izao
Ianao 'lay nihazona hatrany
Omem-boninahitra mandrakizay qktbhir Ianao
Koa Ianao ry Ray Mpahary
Izay nihavian'izao rehetra izao
Ianao 'lay nihazona hatrany
Omem-boninahitra mandrakizay Ianao seabyb

--------
Link: