NY HAFALIANA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hafalian'ny fo no indro hasandratray
Ho fanehoana tokoa ny antranao ry Ray
Na dia mpanota sy tsy mendrika indrafo
Tsy diso anjara tononkira.serasera.org izahay f'omenao soa ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Raha vao maraina mifoha ny tonom-bavakay
Dia ny uchc hitantananao Ray ny androm-piainanay
N'inona zavatra atao, apetraka Aminao
Satria Ianao Ray Tsitoha mpitantana, ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
He! ravoravo ny fo, fa voavonjinao
Navelanao avokoa ireo fahotanay
'Reo fahalemenay anie, tsy notsarovanao
Fa nosoloinao ireo famindrampo, ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Faly ry Tompo tsara dfrxi ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, vxxrwazf manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Ho anay... ho anay
Ho anay...ho anay
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
Ho fanehoana tokoa ny antranao ry Ray
Na dia mpanota sy tsy mendrika indrafo
Tsy diso anjara tononkira.serasera.org izahay f'omenao soa ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Raha vao maraina mifoha ny tonom-bavakay
Dia ny uchc hitantananao Ray ny androm-piainanay
N'inona zavatra atao, apetraka Aminao
Satria Ianao Ray Tsitoha mpitantana, ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
He! ravoravo ny fo, fa voavonjinao
Navelanao avokoa ireo fahotanay
'Reo fahalemenay anie, tsy notsarovanao
Fa nosoloinao ireo famindrampo, ka:
Faly ry Tompo tsara ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Faly ry Tompo tsara dfrxi ô!
Noho ny Fitiavanao tsy lany
Ravo, vxxrwazf manandratra avo
Ny fahasoavana narotsakao
Ho anay... ho anay
Ho anay...ho anay
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 845
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 22/03/2024 10:06
