MINO AHO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Fenoy 'lay Hery avy Aminao aho
Hampijoroy handresy toa Anao
Raha misy gdwos manjoa, tohano tsy ho lavo
Ampianaro hahay hanaiky izay atolotrao
Fa Ianao no Làlam-pamonjena
Izay azo antoka hamonjy ny Fanahy
Ka dia mino aho Tompo ô! Fa tsy mandeha irery
Raha eo vxnt Ianao, manome ahy ny Herinao
Ray tononkira.serasera.org ô! Omeo ampinga fahefana aho
Mba handreseko ny akason'ny satana
Indro miantoraka Aminao fa tsy maharo tena
Raha eo Ianao miaro ahy, iza no haharombaka ahy
Fa Ianao, Ianao no Ilay Mahery
Mahay manavotra ny aiko tsy ho very
Ka dia mino aho Tompo ô! Eny matoky koa fa:
Izay rehetra avy Aminao, miara-miasa hahasoa
Fa Ianao, Ianao no Ilay Mahery
Mahay manavotra ny aiko tsy ho very
Ka dia mino aho Tompo ô! Eny matoky koa fa:
Izay rehetra avy Aminao, miara-miasa hahasoa uiqe anay
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 892
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 28/03/2024 13:14