Ho deraina (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho deraina lalandava ny Anaranao ry RaySatria foinao tsy sandaina Ilay Tokanao ho anay
Ho deraina lalandava ny Anaranao ry Ray
Satria foinao tsy sandaina Ilay Tokanao ho anay
Ho avotra ho anay no nahatongavanao nanetry tena hamonjy anay
Ka saotra sy dera no hasandratray satria Mpanjaka no teraka

Hohiraina hanakoako ny fitia natolotrao
Hoventsoina tsy miato ny Noely andronao

Ny Noely andronao
Ny Noely andronao
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Link: