HIDERA ANAO (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera Anao Ray ô! ny foko
Hankalaza Anao izahay Tompo ô!
Midera Anao Ray, mankalaza ny Anaranao izahay
Fihirana vaovao indray: Haleloia no asandratray

Derainay ny Anaranao fa lehibe mendrika ho deraina
Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao

Isanandro ambaranay Tompo ô! ny voninahitrao...
Hisaotra Anao Ray ô! izahay
Fa lehibe Ianao, mendrika haja
Misaotra Anao koa, noho ireo famonjena vitanao
Manambara izahay fa Mpanjaka Tompo Ianao
Misaotra iajwc Anao koa, noho ireo famonjena tononkira.serasera.org vitanao

Isanandro ambaranay Tompo ô! islgmgd ny voninahitrao...

Tompo ô! ny voninahitrao
Tompo ô! ny voninahitrao
Antoko qnivilay MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe (AMPIZIFA)

--------
Link: