TSY MISY MATEZA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ynpwzcjl DO Dia F
Inona moa kpvucnoz no soa azonao
Raha azonao tononkira.serasera.org zao tontolo izao
Kanefa very ny ainao
Sy ny fanahinao
Ts’isy mateza , zao rehetra izao
Tsisy mateza , na izaho na ianao
Tsisy mateza , fa mora lo
Ka ho simba avokoa
Tsisy mateza ny fiainana ety
Tsisy uhyhf mateza , koa aza mania
Tsisy mateza ,f’izao atao
Manaova soa ianao
Tiava ny marina
Aza miavona
Aza mangalatra
Aza mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(22/03/2001)
Inona moa kpvucnoz no soa azonao
Raha azonao tononkira.serasera.org zao tontolo izao
Kanefa very ny ainao
Sy ny fanahinao
Ts’isy mateza , zao rehetra izao
Tsisy mateza , na izaho na ianao
Tsisy mateza , fa mora lo
Ka ho simba avokoa
Tsisy mateza ny fiainana ety
Tsisy uhyhf mateza , koa aza mania
Tsisy mateza ,f’izao atao
Manaova soa ianao
Tiava ny marina
Aza miavona
Aza mangalatra
Aza mamitaka
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(22/03/2001)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1101
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 07/05/2019 15:25
