RESY LAHATRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso ô fantatro fa mahery Ianao tsy misy tahak’AnaoJeso ô resy lahatr’aho
1-Tonga ho ahy (4) Jeso
Niasa ho ahy (4) Jeso
Jeso ô hitanao ny fisenton’ny foko tsy misy miafina
Jeso ô resy lahatr’aho
2-Maty ho ahy (4) Jeso
Velona (4) Jeso
Faniriako ho toa Anao Jesoa
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 697
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:51