MPANJAKAN'NY MPANJAKA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tononkira.serasera.org Jeso ô Mpamonjy Ianao
Ry Jeso ô Mpanavotra
Ry Jeso ô Mpanafaka
Mpanjaka ny Mpanjaka
1-Natsangany aho rahapotraka
nohafahany aho fa voageja
ny tongotro najorony tsara hitako ilay be( fitiavana )
2-Fahasoavana mahagaga
fanovaliany ny wipb vavako
nararany toy ny fasika ny fitahiana
Hankalaza Azy foana aho
Ho wleokfk tia Azy hisaotra Azy
Fa tsy mahafoy ahy Jeso Mpanjakan’ny mpanjaka
Haleoia mendrika ho deraina asandrato Izy HALELOIA
Mendrika ho deraina Asandrato Izy haloeloia
Mendrika ho deraina asandrato Izy HALELOIA
Mendrika ho deraina asandrato Izy
Mpanjakan’ny Mpanjaka (2)
Tonony sy feony : lqjn Rahaingomahefa Pascal

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 10:49