MIAMBENA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitandrema miambena ka mivavaha
Tsy ho fantatrareo izay hiaviany ny fotoana

1-Miambena fa tsy fantatrareo
ny hiavian’ny Ilay tompo-trano
na hariva na maraina
na atoandro na mamatonalina

2-Ny tena mpino maro fahavalo
Tsy manadino, ilay tompo-trano
Dia Jehovah Ray tsitoha
Ho avy hitsara koa miambena


Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Vangy : 554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 29/04/2019 11:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774