TSARA IANAO JESOA (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha feno hafaliana ianao
raha mahomby izay rehetra pzmy hatao
aza adino fa Jesoa no ao
Lalan-tsara no hizoranao
raha mazava ny fijerinao
aza adino fa Jesao no ao
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Ny momba anao mihatsara hatrany
ny ankohonanao torak’izany
ny sandriny mahery no miahy
Fitahiam-be tsy takatra
Fitantanana miavaka
Tiany vgpvxt ianao, tiany loatra
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Mahaiza misaotra sy mankatoa ianao
Fa tiany loatra hatrizay ka hatramin’izao
Tsy tononkira.serasera.org nanan-kery aminao ny fatorana
Satria ianao no antsoina hoe afaka
Anio, anio androany, lazao Jesoa fa ianao koa tia azy
Omeo azy izay rehetra momba anao
Voninahitra wcir aman-daza
Tsara Ianao Jesao, Tsara Ianao…
Misaotra Ray
raha mahomby izay rehetra pzmy hatao
aza adino fa Jesoa no ao
Lalan-tsara no hizoranao
raha mazava ny fijerinao
aza adino fa Jesao no ao
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Ny momba anao mihatsara hatrany
ny ankohonanao torak’izany
ny sandriny mahery no miahy
Fitahiam-be tsy takatra
Fitantanana miavaka
Tiany vgpvxt ianao, tiany loatra
Toa mamiratra, toa fitaratra
Ho an’ny tsy mino ianao
Mahaiza misaotra sy mankatoa ianao
Fa tiany loatra hatrizay ka hatramin’izao
Tsy tononkira.serasera.org nanan-kery aminao ny fatorana
Satria ianao no antsoina hoe afaka
Anio, anio androany, lazao Jesoa fa ianao koa tia azy
Omeo azy izay rehetra momba anao
Voninahitra wcir aman-daza
Tsara Ianao Jesao, Tsara Ianao…
Misaotra Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1520
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 25/02/2019 09:36
