Ampidiro aloha ny tenimiafina
APETRAKO (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa ô apetrako Aminao ny fiainako
Ireo taraina ny alaeloko hatrizay
Itanao tsy misy miafina Aminao
Ireo tebiteby, fahoriana, vesatra
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena ptegthnp famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra avlv fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô tahio i dada, Neny, zandriko
Zoky malalako, tononkira.serasera.org ilay mpanoro hevitra ahy
Kasio ny tananao ny fony hitodika
Hatsiaro ilay fitia madio sy marina
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô x4
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy akltzhw Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Ireo taraina ny alaeloko hatrizay
Itanao tsy misy miafina Aminao
Ireo tebiteby, fahoriana, vesatra
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena ptegthnp famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra avlv fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô tahio i dada, Neny, zandriko
Zoky malalako, tononkira.serasera.org ilay mpanoro hevitra ahy
Kasio ny tananao ny fony hitodika
Hatsiaro ilay fitia madio sy marina
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
Jesoa ô x4
Mila ny fitiavanao izahay ety
Manantena famonjena avy akltzhw Aminao
Reraka ny fo misendra fitsapana mahamay
Ka mila Anao hitantana anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1431
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 18/02/2019 10:58
