Miderà an'Andriamanitra (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/mider-anandriamanitra

Key C 4/4

Feo 1 sy 2:
Miderà an'Andriamanitra
Miderà Azy,  Asany lehibe
Miderà Azy amin'ny voninahiny, DC
Feo 3 sy 4:
Miderà an'Andriamanitra
amin'ny tempoliny masina
Miderà azy amin'ny asany
Miderà azy amin'ny voninahiny, DC

(Miderà Azy amin'ny anjomara) in-4
Miderà Azy amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena,
Amin'ny kipantsona maneno
Midetononkira.serasera.orgrà Azy amin'ny lokanga
Miderà Azy amin'ny valiha
Amin'ny zavatra tendrena
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno
Amin'ny kipantsona maneno

Miderà Azy Izay rehetra miaina
'Zay rehetra miaina,
'zay rehetra miaina
'zay rehetra miaina, midera
Miderà an'Andriamanitra... D. S

3/4
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Heleloiah, haleloiah, haleloiah.
Haleloiah.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 122
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 17/03/2020 20:35:08
ID : 12623

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo