Hery vaovao (Amboaram-peo Hoby Vontovorona)

https://tononkira.serasera.org/hira/amboaram-peo-hoby-vontovorona/hery-vaovao

Key F
3/4 mp lento

Fa izay miandry an'ny Ray Tsitoha
Handroso hery tokoa
Izay rehetra mandray an'i Jesoa hanana fiadanam-po

Elatra no hiakarany(elatra no hiakarany)
[S].          nomena hery vao
[A-T-B] ny heriny vaovao

[S]  'zay mandray an'i Jesoa
[A]  elatra tahaka ny voromahery, eny elatra no hiakarany
tononkira.serasera.org[T]  elatra no
[B] tahaka ny voromahery ny heriny

[S]           elatra no hiakarany
[A-T-B]  Hiakarany

4/4 mf allegro

Hihazakazaka izy nefa tsy ho sasatra
Ka n'aiza n'aiza halehany tsy mba ho reraka

2/4 f vivace
Hamirapiratra amim-boninahitra
Saina sy fo, fanahy
Hanana tanjaka tsy hita faritra
[Hery vaovao] ×3

A/C Hasinanj'Art

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Amboaram-peo Hoby Vontovorona
Mpamaky : 114
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mangazaka2
Tamin'ny : 24/12/2019 19:35:01
ID : 12339

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo